18 Dia niampita teo anatrehan’ny mpanjaka ny mpanompony rehetra. Niampita teo anatrehany koa ny Keretita rehetra sy ny Peletita+ rehetra ary ny Gatita+ rehetra, dia eninjato lahy izay efa nanaraka azy avy tany Gata.+
44 Koa nirahin’ny mpanjaka hiaraka amin’i Solomona i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany sy Benaia zanak’i Joiada sy ny Keretita ary ny Peletita, ka nampitaingenin’ireo an’i Solomona ny ramolevavin’ny mpanjaka.+