1 Samoela 15:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+ 1 Samoela 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fantatro tsara izao fa tsy maintsy hanjaka ianao,+ ary azo antoka fa haharitra eo an-tananao ny fanjakan’ny Israely. 1 Samoela 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra ianao, ary ianao no tsy maintsy ho mpandresy.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa nody tany amin’izay nisy azy.+ Joba 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Mifikitra amin’ny lalany ny olo-marina,+Ary mihamatanjaka+ ny madio tanana.+
28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+
20 Fantatro tsara izao fa tsy maintsy hanjaka ianao,+ ary azo antoka fa haharitra eo an-tananao ny fanjakan’ny Israely.
25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahin’Andriamanitra anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra ianao, ary ianao no tsy maintsy ho mpandresy.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa nody tany amin’izay nisy azy.+