3 Fa hoy i Joda taminy:+ “Efa nampitandrina anay mafy ralehilahy hoe: ‘Tsy mahazo mahita ny tavako intsony ianareo, raha tsy miaraka aminareo ny rahalahinareo.’+
26 Fa hoy izahay: ‘Tsy afaka ny hidina izahay. Raha miaraka aminay ny zandrinay faralahy, dia hidina izahay. Fa tsy afaka ny hahita ny tavan-dralehilahy izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.’+