FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 30:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nisy olona ratsy fanahy sy tsy manjary+ anefa tamin’ireo niaraka tamin’i Davida, ka niteny hoe: “Tsy nandeha niaraka tamintsika ireo, ka tsy homentsika na inona na inona amin’ny zavatra nobaboina izay navotantsika, afa-tsy ny vady aman-janany ihany. Aoka hoentiny ireny dia aleo izy handeha.”

  • 1 Samoela 30:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary iza no hihaino izany teninareo izany? Fa tahaka ny anjaran’izay nidina tany an’ady ihany no ho anjaran’izay nipetraka teo anilan’ny entana.+ Samy hahazo anjara ny rehetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara