FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nampidirina ny Vata masin’i Jehovah, ka napetraka teo amin’ny toerany, tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Dia nanolotra sorona dorana+ sy sorona iombonana+ teo anatrehan’i Jehovah i Davida.

  • 1 Tantara 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary i Davida mbola nanao trano+ hafa ho azy tao amin’ny Tanànan’i Davida. Dia nanomana toerana+ ho an’ny Vata masin’Andriamanitra izy, ka nanangana tranolay ho azy io.

  • 1 Tantara 16:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara