FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 20:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Adorama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;

  • 1 Mpanjaka 4:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Elihorefa sy Ahia, izay samy zanak’i Sisa, no mpitan-tsoratra;+ Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;

  • 1 Tantara 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 I Joaba zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika;+ Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara