2 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+ 1 Mpanjaka 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa hoy i Natana+ tamin’i Batseba+ renin’i Solomona:+ “Tsy efa renao ve fa lasa mpanjaka i Adonia zanak’i Hagita,+ nefa tsy fantatr’i Davida tompontsika mihitsy izany?
24 Dia nampionona an’i Batseba vadiny+ i Davida. Ary nankao aminy izy ka nanao firaisana taminy. Rehefa nandeha ny fotoana, dia tera-dahy+ ravehivavy, ary natao hoe Solomona+ ny anarany. Ary tia an’ilay zaza i Jehovah.+
11 Koa hoy i Natana+ tamin’i Batseba+ renin’i Solomona:+ “Tsy efa renao ve fa lasa mpanjaka i Adonia zanak’i Hagita,+ nefa tsy fantatr’i Davida tompontsika mihitsy izany?