22 Dia hoy izy: “Nifady hanina+ sy nitomany foana+ aho fahavelon’ilay zaza, satria hoy aho anakampo: ‘Iza moa no mahalala raha mba ho tsara fanahy amiko ihany i Jehovah, ka ho velona ilay zaza?’+
9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra ilay tena Andriamanitra, ary hanenina izy,+ ka tsy hirehitra intsony ny fahatezerany, dia tsy ho faty isika?”+