FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala+ aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+

  • 2 Samoela 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Tao Hebrona no nanjakany teo amin’ny Joda fito taona sy enim-bolana,+ ary tao Jerosalema+ kosa no nanjakany teo amin’ny Israely rehetra sy ny Joda telo amby telopolo taona.

  • 1 Tantara 11:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tonga tany amin’ny mpanjaka tao Hebrona àry ny anti-panahy rehetran’ny Israely. Ary nanao fifanekena tamin’izy ireo teo anatrehan’i Jehovah tao Hebrona i Davida. Avy eo, dia nohosoran’izy ireo+ ho mpanjakan’ny Israely i Davida, araka ny tenin’i Jehovah+ tamin’ny alalan’i Samoela.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara