Levitikosy 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny anabavinao, na ny fitanjahan’ny zanakavavin-drainao na ny zanakavavin-dreninao, na teraka tao an-trano ireo na tsia. Aza aharihary ny fitanjahany.+ Deoteronomia 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin-drainy na amin’ny zanakavavin-dreniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’
9 “‘Aza aharihary ny fitanjahan’ny anabavinao, na ny fitanjahan’ny zanakavavin-drainao na ny zanakavavin-dreninao, na teraka tao an-trano ireo na tsia. Aza aharihary ny fitanjahany.+
22 “‘Voaozona izay manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin-drainy na amin’ny zanakavavin-dreniny.’+ Ary ny olona rehetra hanao hoe: ‘Amena!’