Hebreo 11:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary tsy mendrika azy ireo izao tontolo izao. Nirenireny tany an-tany efitra izy ireo, sy tany an-tendrombohitra sy tany anaty lava-bato+ ary tany an-davaky ny biby.
38 Ary tsy mendrika azy ireo izao tontolo izao. Nirenireny tany an-tany efitra izy ireo, sy tany an-tendrombohitra sy tany anaty lava-bato+ ary tany an-davaky ny biby.