2 Samoela 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rehefa tonga tao amin’i Davida i Mefiboseta zanak’i Jonatana zanak’i Saoly, dia niondrika ka niankohoka.+ Ary hoy i Davida: “Mefiboseta!” Dia hoy izy: “Intỳ ny mpanomponao.”
6 Rehefa tonga tao amin’i Davida i Mefiboseta zanak’i Jonatana zanak’i Saoly, dia niondrika ka niankohoka.+ Ary hoy i Davida: “Mefiboseta!” Dia hoy izy: “Intỳ ny mpanomponao.”