Eksodosy 22:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Aza manozona an’Andriamanitra+ na ny mpiadidy eo amin’ny firenenao.+ Asan’ny Apostoly 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy i Paoly: “Tsy fantatro hoe mpisoronabe izy, ry rahalahy, fa voasoratra aloha hoe: ‘Aza vingavingaina ny mpitondra eo amin’ny firenenao.’”+
5 Ary hoy i Paoly: “Tsy fantatro hoe mpisoronabe izy, ry rahalahy, fa voasoratra aloha hoe: ‘Aza vingavingaina ny mpitondra eo amin’ny firenenao.’”+