1 Mpanjaka 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa tsy maintsy ho tanteraka+ ilay tenin’i Jehovah nataony antso avo, ka nanamelohany an’ilay alitara+ eto Betela sy ireo trano rehetra eny amin’ny toerana avo+ ao amin’ireo tanànan’i Samaria.”+ Ezekiela 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nanorina toerana avo+ teny amin’ny sampanan-dalana rehetra ianao, ary nataonao lasa zava-maharikoriko+ ny hatsaran-tarehinao. Koa nisaveraka teo anoloan’izao mpandalo rehetra izao ny fenao,+ ary nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa ianao.+
32 Fa tsy maintsy ho tanteraka+ ilay tenin’i Jehovah nataony antso avo, ka nanamelohany an’ilay alitara+ eto Betela sy ireo trano rehetra eny amin’ny toerana avo+ ao amin’ireo tanànan’i Samaria.”+
25 Nanorina toerana avo+ teny amin’ny sampanan-dalana rehetra ianao, ary nataonao lasa zava-maharikoriko+ ny hatsaran-tarehinao. Koa nisaveraka teo anoloan’izao mpandalo rehetra izao ny fenao,+ ary nivaro-tena tamin’ny olona maro kokoa ianao.+