FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 11:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary hoy izy tamin’i Jeroboama:

      “Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hesoriko tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+

  • 1 Mpanjaka 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Raha vao ren’ny Israely rehetra fa tafaverina i Jeroboama, dia nampiantso azy avy hatrany izy ireo hankeo amin’ny vahoaka, ka nampanjaka azy teo amin’ny Israely rehetra.+ Tsy nisy nanaraka ny taranak’i Davida, afa-tsy ny fokon’i Joda ihany.+

  • 1 Mpanjaka 16:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Nasandratro avy tamin’ny vovoka+ ianao mba hotendreko ho mpitarika ny Israely oloko,+ nefa ianao mbola nanao hoatran’ny nataon’i Jeroboama,+ ka nampanota ny Israely oloko. Nampahatezitra ahy mantsy ny Israely noho ny fahotany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara