Ezekiela 13:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Lozan’ireo mpaminany adala,+ izay mandeha araka ny saim-pantany,+ nefa tsy nisy na inona na inona hitany!+
3 Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Lozan’ireo mpaminany adala,+ izay mandeha araka ny saim-pantany,+ nefa tsy nisy na inona na inona hitany!+