1 Tantara 29:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ry Jehovah Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely razanay ô!+ Arovy izany fisainana sy fanirian’ny fon’ny olonao izany mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ary tariho ho aminao ny fony.+ Matio 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+
18 Ry Jehovah Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely razanay ô!+ Arovy izany fisainana sy fanirian’ny fon’ny olonao izany mba haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra,+ ary tariho ho aminao ny fony.+
32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+