FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Mosesy: “Izao no hahafantaranareo fa i Jehovah no naniraka ahy hanao ireny asa rehetra ireny,+ fa tsy avy amin’ny nahim-poko fotsiny:+

  • 2 Samoela 7:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Fa noho ny teninao+ sy araka izay sitraky ny fonao+ no nanaovanao izany zavatra lehibe rehetra izany, ka nampahafantarinao ny mpanomponao izany.+

  • Jaona 11:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Fantatro fa mihaino ahy foana ianao, fa noho ireto vahoaka+ mijoro manodidina ahy ireto no nilazako izany, mba hinoany fa ianao no naniraka ahy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara