1 Mpanjaka 18:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia hoy koa i Elia tamin’ny olona: “Izaho irery sisa no mpaminanin’i Jehovah,+ fa ny mpaminanin’i Bala kosa dimampolo sy efajato. Ohabolana 24:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Kivy ve ianao amin’ny andro mahory?+ Raha izany, dia ho kely ny herinao. Romanina 11:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Jehovah ô, novonoin’izy ireo ho faty ny mpaminaninao, narodany ny alitaranao, ary izaho irery sisa, nefa mbola mifofo ny aiko* koa izy ireo.”+
22 Dia hoy koa i Elia tamin’ny olona: “Izaho irery sisa no mpaminanin’i Jehovah,+ fa ny mpaminanin’i Bala kosa dimampolo sy efajato.
3 “Jehovah ô, novonoin’izy ireo ho faty ny mpaminaninao, narodany ny alitaranao, ary izaho irery sisa, nefa mbola mifofo ny aiko* koa izy ireo.”+