1 Mpanjaka 1:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary tsy izany ihany fa efa mipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’ny fanjakana i Solomona.+ 1 Tantara 29:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra. 2 Tantara 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Nihanatanjaka hatrany ny fanjakan’i Solomona zanak’i Davida,+ ary nomba azy i Jehovah Andriamaniny,+ ka nanandratra azy ho avo dia avo.+ Salamo 132:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha hanaja ny fifanekena nataoko ny taranakao,+Ka hanaraka ny fampahatsiahivana atoroko azy,+Dia hipetraka mandrakizay eo amin’ny seza fiandriananao+Ny taranak’izy ireo.”+
23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra.
1 Nihanatanjaka hatrany ny fanjakan’i Solomona zanak’i Davida,+ ary nomba azy i Jehovah Andriamaniny,+ ka nanandratra azy ho avo dia avo.+
12 Raha hanaja ny fifanekena nataoko ny taranakao,+Ka hanaraka ny fampahatsiahivana atoroko azy,+Dia hipetraka mandrakizay eo amin’ny seza fiandriananao+Ny taranak’izy ireo.”+