FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa omeo fo mankatò ity mpanomponao mba hitsarako+ ny olonao, sy hahaizako hanavaka ny tsara sy ny ratsy.+ Fa iza moa no mahay mitsara+ izao olonao sarotra entina* izao?”+

  • Ohabolana 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ohabolan’i Solomona.+

      Ny zanaka hendry mampifaly ny rainy,+ fa ny zanaka adala kosa mampahory ny reniny.+

  • Ohabolana 13:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hendry ny zanaka rehefa anarin’ny rainy,+ fa ny mpaniratsira kosa tsy mihaino na dia tenenina mafy aza.+

  • Ohabolana 15:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ny zanaka hendry mampifaly an-drainy,+ fa ny adala kosa manao tsinontsinona an-dreniny.+

  • Ohabolana 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ho faly tokoa ny rain’ny olo-marina,+ ary izay ray niteraka zaza hendry ho ravoravo aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara