7 Farany, dia noraisiny ny bokin’ny fifanekena+ ka novakiny teo anatrehan’ny vahoaka.+ Dia hoy ireo: “Vonona hanao sy hankatò izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
9 Rehefa niakatra tao an-tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ nisy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ ka nijanona efapolo andro sy efapolo alina+ tao, sady tsy nihinan-kanina na nisotro rano,