FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 28:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nomen’i Davida an’i Solomona zanany ny planin’ny+ tilikambo fidirana,+ sy ny trano, sy ny efitra fitehirizana entana,+ sy ny efitra any an-tampon-trano,+ sy ny efitrano anatiny, sy ny trano misy ny sarony fampihavanana,+

  • 1 Tantara 28:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 sy ny planin’ny zava-drehetra azony teo ambany herin’ny fanahy masina+ momba ny tokotanin’ny+ tranon’i Jehovah, sy ny efitra fisakafoana+ rehetra manodidina, sy ny fitehirizana ny zava-tsarobidy ho an’Andriamanitra, sy ny fitehirizana ny zava-tsarobidy efa nohamasinina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara