FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 25:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary manaova jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro. Dia harehitra ireo jiro ka hanazava ny faritra eo anoloany.+

  • Eksodosy 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka marotoa no nanefeny azy. Avy tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro ihany ny tongony sy ny sampany sy ny voninkazony sy ny bokony ary ny felany.+

  • Apokalypsy 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary izao ilay zava-miafina masina momba ny kintana fito+ izay efa hitanao teo an-tanako havanana sy ny fitoeran-jiro volamena fito:+ Tsy inona ny kintana fito fa ny anjelin’ny fiangonana fito, ary ny fitoeran-jiro fito dia fiangonana fito.+

  • Apokalypsy 2:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “‘Koa tsarovy izay nisy anao fony ianao mbola tsy lavo, dia mibebaha+ ka ataovy izay nataonao taloha. Fa raha tsy izany, dia ho avy aminao aho+ ka hanaisotra ny fitoeran-jironao+ hiala amin’ny toerany, raha tsy hoe mibebaka angaha ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara