Eksodosy 25:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Volamena tsy misy fangarony no hanaovana ny fihazonana lahin-jiro sy ny fitondrana afo.+ Nomery 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary haka lamba manga izy ireo hanaronany ny fitoeran-jiro,+ mbamin’ny jirony,+ sy ny fihazonana lahin-jiro,+ sy ny fitondrana afo,+ ary ny fitoera-menaka rehetra ampiasain’izy ireo hikarakarana tsy tapaka ny jiro.+ 2 Tantara 4:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 sy ny felan’ny fitoeran-jiro sy ny jiro sy ny fihazonana lahin-jiro,+ izay samy natao tamin’ny volamena tsara indrindra,
9 Ary haka lamba manga izy ireo hanaronany ny fitoeran-jiro,+ mbamin’ny jirony,+ sy ny fihazonana lahin-jiro,+ sy ny fitondrana afo,+ ary ny fitoera-menaka rehetra ampiasain’izy ireo hikarakarana tsy tapaka ny jiro.+
21 sy ny felan’ny fitoeran-jiro sy ny jiro sy ny fihazonana lahin-jiro,+ izay samy natao tamin’ny volamena tsara indrindra,