FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 “Ary ho toy ny nifalian’i Jehovah nanasoa sy nahamaro anareo,+ no hifalian’i Jehovah handringana sy handripaka anareo+ koa. Hesorina tsy ho eo amin’ilay tany izay halehanareo mba halainareo ho fanananareo ianareo.+

  • 1 Mpanjaka 14:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary hafoiny+ ny Israely noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama sy nampanotany ny Israely.”+

  • Hosea 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy i Jehovah taminy: “Ataovy hoe Jezirela+ ny anarany, fa kely sisa dia hataoko ampamoaka ny taranak’i Jeho+ noho ny ra nalatsaka tao Jezirela. Ary hataoko tsy hisy mpanjaka hitondra intsony avy amin’ny taranak’Israely.+

  • Amosa 5:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary hataoko sesitany any ankoatran’i Damaskosy ianareo’,+ hoy ilay atao hoe Jehovah Andriamanitry ny tafika.”+

  • Mika 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary i Samaria dia hataoko korontam-bato miavosa eny an-tsaha,+ sy tany fambolena voaloboka. Dia hararako eny an-dohasaha ny vato eo aminy, ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara