4 fa raha mbola tsy mahay miantso+ ‘Dada’ sy ‘Neny’ ilay zaza, dia hoentin’ny olona eo anatrehan’ny mpanjakan’i Asyria ny fananan’i Damaskosy sy ny zavatra nobaboina tany Samaria.”+
3 “Fa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Ilay tanàna namoaka arivo lahy hiantafika, dia tsy hanana afa-tsy zato lahy sisa. Ary ilay namoaka zato lahy, dia tsy hanana afa-tsy folo sisa. Izany no hanjo ny taranak’Israely.’+