Salamo 96:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+Fa i Jehovah kosa, izy no nanao ny lanitra.+ Isaia 37:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nodorana ny andriamanitr’ireny,+ satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo asa tanan’olona+ ihany, ka naringana.+ Isaia 41:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Toy ny tsy misy anefa izy rehetra, ary tsinontsinona ny zavatra ataony. Rivotra sy zava-poana ny sarivongana metaly nataony.+ 1 Korintianina 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+
5 Fa andriamanitra tsy misy dikany daholo ny andriamanitry ny firenena,+Fa i Jehovah kosa, izy no nanao ny lanitra.+
19 Ary nodorana ny andriamanitr’ireny,+ satria tsy andriamanitra+ fa vato aman-kazo asa tanan’olona+ ihany, ka naringana.+
29 Toy ny tsy misy anefa izy rehetra, ary tsinontsinona ny zavatra ataony. Rivotra sy zava-poana ny sarivongana metaly nataony.+
4 Ny amin’ny fihinanana+ sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona velively ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+