12 dia izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hahatonga loza amin’i Jerosalema+ sy Joda aho, ka hangorintsina ny sofin’izay mandre izany.+
17 Nahafoy ahy mantsy izy ireo ka nanolotra setroka ho sorona ho an’andriamani-kafa,+ mba hampahatezitra ahy amin’ny asan’ny tanany rehetra.+ Ary nirehitra tamin’ity toerana ity ny fahatezerako ka tsy hovonoina.’”’+