1 Mpanjaka 17:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nitsotra intelo teo ambonin’ilay ankizy izy,+ sady niantso an’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Andriamanitro ô! Mba ataovy re izay hampiverina ny ain’ity+ ankizy ity e!” Asan’ny Apostoly 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nidina anefa i Paoly ka niantoraka teo aminy+ ary namihina azy, dia niteny hoe: “Aza miantsoantso intsony fa efa niverina ny ainy.”*+
21 Dia nitsotra intelo teo ambonin’ilay ankizy izy,+ sady niantso an’i Jehovah hoe: “Ry Jehovah Andriamanitro ô! Mba ataovy re izay hampiverina ny ain’ity+ ankizy ity e!”
10 Nidina anefa i Paoly ka niantoraka teo aminy+ ary namihina azy, dia niteny hoe: “Aza miantsoantso intsony fa efa niverina ny ainy.”*+