1 Samoela 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary ity fanomezana ho fisaorana+ ity, dia nentin’ny mpanompovavinao ho an’ny tompoko mba homena an’ireo zatovolahy manaraka+ ny tompoko.
27 Ary ity fanomezana ho fisaorana+ ity, dia nentin’ny mpanompovavinao ho an’ny tompoko mba homena an’ireo zatovolahy manaraka+ ny tompoko.