FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 30:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa be dia be ny olona tsy nidio,+ ary maro tamin’izy ireo no avy tamin’ny fokon’i Efraima+ sy Manase+ sy Isakara ary Zebolona.+ Ary nihinana ny Paska ihany izy ireo, na dia nifanohitra tamin’izay voasoratra aza izany.+ Nivavaka ho azy ireo anefa i Hezekia+ hoe: “Enga anie i Jehovah, izay tsara fanahy,+ hamindra fo

  • 2 Tantara 30:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 amin’izay rehetra nanomana ny fony+ hitady an’ilay tena Andriamanitra, dia i Jehovah Andriamanitry ny razany, na dia tsy madio araka izay takina amin’ny fankalazana masina aza izy ireo!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara