FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Hataon’i Jehovah resy eo anoloanao ny fahavalonao+ izay mitsangana hiady aminao. Lalana iray no hivoahany hiady aminao, fa lalana fito kosa no handosirany eo anoloanao.+

  • 2 Samoela 5:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Rehefa mandre figadongadona eny an-tendron’ireo hazo bakà ianao, dia manaova zavatra avy hatrany,+ satria ho efa nivoaka hialoha anao i Jehovah amin’izay fotoana izay mba hamely ny tobin’ny Filistinina.”+

  • 2 Mpanjaka 19:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa hanome saina+ azy aho mba hodiany any amin’ny taniny, rehefa mahazo tatitra izy.+ Ary hataoko izay hahalavon-tsabatra azy any.”’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara