FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 12:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nisy mosary teo amin’ilay tany, ka nidina nankany Ejipta i Abrama mba hivahiny tany,+ satria mafy ny mosary teo amin’ilay tany nisy azy.+

  • Genesisy 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary nisy mosary teo amin’ilay tany, ankoatra ilay mosary voalohany tamin’ny andron’i Abrahama.+ Ary i Isaka lasa nankany amin’i Abimeleka mpanjakan’ny Filistinina, tany Gerara.+

  • Genesisy 47:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary hoy koa ireo taminy: “Tonga hivahiny eto izahay.+ Any Kanana mantsy tsy misy ahitra hohanin’ny andian’ondrin’ny mpanomponao,+ fa mafy ny mosary any.+ Koa mba avelao hipetraka ao Gosena+ re ny mpanomponao e!”

  • Rota 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny andro nitondran’ny mpitsara,+ dia nisy mosary+ teo amin’ilay tany. Koa niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray mba honina tany ambanivohitr’i Moaba,+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara