2 Tantara 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niaraka tamin’izy ireo tao an-tranon’Andriamanitra i Joasy ka nafenina tao enin-taona,+ raha mbola nanjaka+ nanerana ilay tany i Atalia.+ Salamo 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mivezivezy etsy sy eroa ny ratsy fanahy,Satria asandratra eo amin’ny zanak’olombelona ny fahambanian-toetra.+ Isaia 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Masiaka be amin’ny oloko ireo mpanery azy hiasa, ary vehivavy no mifehy azy.+ Mampirenireny anareo ny mpitarika anareo,+ ry oloko, ary nataony tsy hitanareo ny lalana.+ Malakia 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny olona sahisahy ratsy indray izao no lazaintsika fa sambatra.+ Natao koa izay hahombiazan’ny mpanao ratsy.+ Mitsapa toetra an’Andriamanitra ireny, nefa afa-maina.’”+ 1 Timoty 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny vehivavy tsy avelako hampianatra,+ na hanana fahefana eo amin’ny lehilahy,+ fa tokony hangina kosa.
12 Ary niaraka tamin’izy ireo tao an-tranon’Andriamanitra i Joasy ka nafenina tao enin-taona,+ raha mbola nanjaka+ nanerana ilay tany i Atalia.+
8 Mivezivezy etsy sy eroa ny ratsy fanahy,Satria asandratra eo amin’ny zanak’olombelona ny fahambanian-toetra.+
12 Masiaka be amin’ny oloko ireo mpanery azy hiasa, ary vehivavy no mifehy azy.+ Mampirenireny anareo ny mpitarika anareo,+ ry oloko, ary nataony tsy hitanareo ny lalana.+
15 Ny olona sahisahy ratsy indray izao no lazaintsika fa sambatra.+ Natao koa izay hahombiazan’ny mpanao ratsy.+ Mitsapa toetra an’Andriamanitra ireny, nefa afa-maina.’”+
12 Ny vehivavy tsy avelako hampianatra,+ na hanana fahefana eo amin’ny lehilahy,+ fa tokony hangina kosa.