-
2 Tantara 23:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary nentiny niaraka taminy ireo lehiben’ny zato+ sy ny olona ambony sy ny mpifehy teo amin’ny vahoaka ary ny vahoaka manontolo. Dia nentiny nidina avy tao an-tranon’i Jehovah+ ny mpanjaka. Ary nandalo tany amin’ny vavahady ambony izy ireo, dia tonga tao an-tranon’ny mpanjaka, ka nametraka azy teo amin’ny seza fiandrianam-panjakana.+
-