FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy hihozongozona eo anatrehanao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandriananao.”’”+

  • 1 Tantara 29:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Dia nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Jehovah+ i Solomona ho mpanjaka handimby an’i Davida rainy, ary nahomby izay nataony.+ Dia nankatò azy ny Israelita rehetra.

  • Jeremia 17:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 dia hisy mpanjaka sy andriana hiditra amin’ireo vavahadin’ity tanàna ity,+ eny, mpanjaka hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida.+ Ary hitaingina kalesy sy soavaly izy ireo sy ny andrianany, mbamin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema. Dia honenana mandritra ny fotoana tsy voafetra ity tanàna ity.

  • Jeremia 22:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa raha tena mankatò izany teny izany ianareo, dia hisy mpanjaka hiditra amin’ireo vavahadin’ity trano ity, eny, mpanjaka hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida.+ Hitaingina kalesy sy soavaly izy sy ny mpanompony ary ny vahoakany.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara