Mpitoriteny 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fantatro koa ankehitriny fa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny zava-drehetra nataon’Andriamanitra.+ Tsy misy anampiana na anesorana izany,+ fa Andriamanitra mihitsy no nanao izany+ mba hatahoran’ny olona azy.+
14 Fantatro koa ankehitriny fa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny zava-drehetra nataon’Andriamanitra.+ Tsy misy anampiana na anesorana izany,+ fa Andriamanitra mihitsy no nanao izany+ mba hatahoran’ny olona azy.+