1 Mpanjaka 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nodimandry any amin’ny razany+ i Davida ka nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ 2 Mpanjaka 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 I Jozakara zanak’i Simata sy Jozabada+ zanak’i Somera, mpanompony no namono azy ka maty izy. Koa nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Amazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.
21 I Jozakara zanak’i Simata sy Jozabada+ zanak’i Somera, mpanompony no namono azy ka maty izy. Koa nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Amazia+ zanany no nanjaka nandimby azy.