2 Tantara 28:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nangonin’i Ahaza koa ny fitaovana+ tao an-tranon’Andriamanitra+ ka nopotipotehiny, ary nohidiany ny varavaran’ny+ tranon’i Jehovah. Dia nasiany alitara isaky ny zoron-dalana tao Jerosalema.+ 2 Tantara 29:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa nomaninay sy nohamasininay+ koa ny fitaovana rehetra,+ izay nesorin’i Ahaza Mpanjaka+ mba tsy hampiasaina tamin’ny andro nanjakany, tamin’izy nivadika+ tamin’Andriamanitra. Ary efa eo anoloan’ny alitaran’i Jehovah izany.”
24 Nangonin’i Ahaza koa ny fitaovana+ tao an-tranon’Andriamanitra+ ka nopotipotehiny, ary nohidiany ny varavaran’ny+ tranon’i Jehovah. Dia nasiany alitara isaky ny zoron-dalana tao Jerosalema.+
19 Efa nomaninay sy nohamasininay+ koa ny fitaovana rehetra,+ izay nesorin’i Ahaza Mpanjaka+ mba tsy hampiasaina tamin’ny andro nanjakany, tamin’izy nivadika+ tamin’Andriamanitra. Ary efa eo anoloan’ny alitaran’i Jehovah izany.”