FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 7:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Ary nanao koveta+ varahina folo izy: Rano efapolo bata no natao tao anaty koveta tsirairay. Efatra hakiho ny koveta tsirairay, ary nisy koveta iray avy teo ambonin’ny kalesy folo.

  • 2 Tantara 4:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Nanao koveta folo hisasana+ koa izy, ka nataony teo ankavanana ny dimy, ary teo ankavia ny dimy.+ Ao amin’ireo no hanasana izay ampiasaina amin’ny fanatitra dorana,+ fa ilay ranomasina kosa natao hisasan’ny mpisorona.+

  • Jeremia 52:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Efa tsy voalanja intsony ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra,+ izany hoe tamin’ny andry roa+ sy ilay ranomasina+ sy ny omby+ roa ambin’ny folo teo ambaniny ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona Mpanjaka ho an’ny tranon’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara