FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 34:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa arodano ny alitarany, torotoroy ny tsangambatony masina, ary kapao ny tsato-kazony masina.+

  • Levitikosy 26:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 “‘Aza manao andriamanitra tsy misy dikany,+ na sary sokitra+ na tsangambato masina ho anareo. Aza asiana vato voasokitra+ eo amin’ny taninareo mba hiankohofanareo aminy.+ Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara