FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Tsy nisy Anakita tavela tao amin’ny tanin’ny zanak’Israely, afa-tsy+ tao Gaza+ sy Gata+ ary Asdoda.+

  • 1 Samoela 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa niverina tsikelikely tamin’ny Israely ny tanàna efa nalain’ny Filistinina tamin’izy ireo, hatrany Ekrona ka hatrany Gata. Dia nafahan’ny Israely teo an-tanan’ny Filistinina ny faritanin’ireny tanàna ireny.

      Nanjary tsy nisy ady koa teo amin’ny Israely sy ny Amorita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara