Genesisy 32:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.” Genesisy 49:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Avia ka mihainoa, ry zanak’i Jakoba, mihainoa an’i Israely rainareo:+
28 Ary hoy ralehilahy: “Tsy hatao hoe Jakoba intsony ny anaranao fa Israely,*+ satria efa nitolona+ tamin’Andriamanitra sy tamin’olona ianao, ka nandresy.”