1 Tantara 6:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+ 1 Tantara 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ireo no mpihira,+ izay samy lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Tao amin’ny efitra fisakafoana+ izy ireo. Tsy nomena andraikitra hafa izy,+ satria andraikiny ny nanao ny asany andro aman’alina.+
31 Ireto avy no nataon’i Davida+ ho mpitarika ny hira tao an-tranon’i Jehovah, rehefa avy napetraka tao ilay Vata.+
33 Ireo no mpihira,+ izay samy lohan’ny fianakaviamben’ny Levita. Tao amin’ny efitra fisakafoana+ izy ireo. Tsy nomena andraikitra hafa izy,+ satria andraikiny ny nanao ny asany andro aman’alina.+