Asan’ny Apostoly 26:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa manantena ny hahita ny fahatanterahan’izany fampanantenana izany ny foko roa ambin’ny folon’Israely, ka mazoto manao fanompoana masina ho azy andro aman’alina.+ Ny amin’izany fanantenana izany no iampangan’ny+ Jiosy ahy, ry mpanjaka ô!
7 Fa manantena ny hahita ny fahatanterahan’izany fampanantenana izany ny foko roa ambin’ny folon’Israely, ka mazoto manao fanompoana masina ho azy andro aman’alina.+ Ny amin’izany fanantenana izany no iampangan’ny+ Jiosy ahy, ry mpanjaka ô!