1 Mpanjaka 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary mba nirin’ny fon’i Davida raiko ny hanorina trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+ Salamo 132:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mandra-pahitako toerana ho an’i Jehovah,+Dia tranolay be voninahitra ho an’Ilay Maherin’i Jakoba.”+
17 Ary mba nirin’ny fon’i Davida raiko ny hanorina trano ho an’ny anaran’i Jehovah Andriamanitry ny Israely.+
5 Mandra-pahitako toerana ho an’i Jehovah,+Dia tranolay be voninahitra ho an’Ilay Maherin’i Jakoba.”+