-
Apokalypsy 5:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ary ny zavaboary rehetra tany an-danitra sy teto an-tany sy tany ambanin’ny tany+ ary tany an-dranomasina, sy ny zava-drehetra tao aminy, dia reko nilaza hoe: “Ho an’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana+ sy ho an’ny Zanak’ondry+ anie ny fisaorana sy ny haja+ sy ny voninahitra+ ary ny hery mandrakizay mandrakizay!”
-