2 Tantara 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Roapolo taona i Ahaza+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+ Matio 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ozia niteraka an’i Jotama;Jotama+ niteraka an’i Ahaza;+Ahaza niteraka an’i Hezekia;+
28 Roapolo taona i Ahaza+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.+ Ary tsy nanao izay mahitsy teo imason’i Jehovah izy, tsy mba toa an’i Davida razambeny.+