2 Mpanjaka 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Roa ambin’ny folo taona i Manase+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hefziba. Matio 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hezekia niteraka an’i Manase;+Manase+ niteraka an’i Amona;+Amona+ niteraka an’i Josia;
21 Roa ambin’ny folo taona i Manase+ tamin’izy nanomboka nanjaka, ary dimy amby dimampolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Hefziba.